|
|
|
|

Entrée 1  tsihifina
Radical  2 tsihika
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany
9 Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela
10 (hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? [1.1]
Exemples  11  na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika. [2.48]

Anagrammes  12 fihatsiny, tsihifina

Mis à jour le 2026/02/26