|
|
|
|

Entrée 1  tsikilovina
Radical  2 tsikilo
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao ara-maso: Tsikilovin' io olona io daholo izay rehetra ataoko
9 Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikilovin' ny fahavalo ny fihetsiky ny tafika [1.1]
Synonymes  10 tsikiloina

Mis à jour le 2026/04/22