|
|
|
|

Entrée 1  tsoahana
Radical  2 tsoaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ongotana: Tsoahy ity fantsika ity fa mety handratra
9 Esorina, alana: Notsoahany ny kirarony alohan' ny hidirany ao an-trano / Hivenjivenjy foana ny zanakao raha vao tsoahanao ato amin' ity sekoly ianarany ity
10 Foanana: Notsoahan' ny fanjakana sahady ilay didy naovakany tamin' iray volana lasa
11 Ombotana, alana amin-kery: Notsoahany teto amiko ny zanako
12 Ivadihana: Notsoahony indray ny teny nataony tao [1.1]

Anagrammes  13 anatsaho, 14 tosahana, tsoahana

Mis à jour le 2026/04/20