| Entrée | 1 tsotra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
19 Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala
20 Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity 21 Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra 22 Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely 23 Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany 24 Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy [1.1] |
| Explications en anglais |
25 smooth, plain; easy, simple
[1.7] |
| Explications en français |
26 lisse, droit; simple, facile
[1.8] |
| Exemples |
27 fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina.
[2.324]
28 mamy dia mamy raha hanina tsotra amin' izao, saingy tsy mamy ny ranom-boafotsy asiana azy; [2.470#46] 29 Mpitsabo tsotra ireny " dokotera" ireny matetika. [2.472#178] |
| Combinaisons | 30 17 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tsotra |
| Proverbes | 31 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|