|
|
|
|

Entrée 1  vaditsindrano
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Explications en malgache  5 [vady tsindrano] vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny
6 vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy [1.1]
Explications en anglais  7 [vady tsindrano] a slave or a person of low rank taken as a concubine [1.2]
Explications en français  8 [vady tsindrano] concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves [1.3]
Exemples  9  haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano. [1.38#33]
10  Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [2.996]
Vocabulaire  11  Rapports: famille
Article  12 Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Mis à jour le 2026/04/20