|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  vantana
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  16 Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho
17 Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny
18 Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! [1.1]
Explications en anglais  19 straight forward, open [1.7]
Explications en français  20 droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct) [1.3]
Exemples  21  Tsotra ny teninareo, ka mba tsotra sy vantana koa no havaliko azy. [2.587#]
22  Fa ny fantatra ho niara-nandrongatra sahala amin' ny vantana iray, dia ny ala atsinanana rehetra sy ny faritany manamorona azy. [2.472#]

Entrée (2/2) 23  vantana
Partie du discours  24  adjectif
Explications en malgache  25 Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina [1.1]
Explications en français  26 qui a la diarrhée [1.3]
Vocabulaire  27  Santé

Mis à jour le 2026/04/20