|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  varatra
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Explications en malgache  5 Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
Explications en anglais  6 thunder; a thunderbolt [1.7]
Explications en français  7 foudre, tonnerre [1.8]
Vocabulaire  8  Météorologie
Combinaisons  9  31 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot varatra
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 11  varatra
Partie du discours  12  nom
Morphologie 
13  Simple :
14  Préfixée :
Explications en malgache  15 fotaka [1.1]

Mis à jour le 2026/04/21