|
|
|
|

Entrée 1  vasoka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  15 tsy mamiratra na mangirana fa mangavoka, matroka, komavoka: Vatosoa efa vasoka ity ka tsy tiako
16 afa-baraka ka menatra [1.1]
Explications en anglais  17 off-color, tarnished, discolored [1.7]
Explications en français  18 terne [1.8]
19 se dit des couleurs, du luisant, du poli, qui a perdu de son éclat, de son lustre [1.3]
20 terni [1.8]
Exemples  21  nikiraro baoty tonta izy, satroka tsy hita amin' ny fizaran-taona firy no nisatrohany, nitafy akanjo rebareba mainty vasoka sy niofon' andro izy. [2.270#90]
22  Ankehitriny, noho ny toe-javatra sy ny hevitra nisosoka na nisolo ny teo aloha, dia toa efa vasoka dia vasoka ny " didim-pihavanana " narahin' ny razana hatrizay hatrizay [2.296#53]
Analogues  23  kimavo, 24  mangafoka, 25  mangavoka, 26  matroka, 27  tsy mamiratra, 28  tsy mandina, 29  tsy mangirana, 30  vazina
Combinaisons  31  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vasoka
Proverbes  32  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  33 savoka, 34 sovaka, vasoka

Mis à jour le 2026/04/22