|
|
|
|

Entrée 1  velarina
Radical  2 velatra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atsotra mivalampatra tsara: Velaro, retsy, ny tsihy hipetrahan' ny olona
9 Sokafana: Velaro tsara ny boky ao amin' ny takila fahatelo amby roapolo
10 Aseho hatao milamina sy milahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Novelariny teo amoron-dalana ny entam-barony, izay nentiny avy any an-drenivohitra
11 Hazavaina: Novelariny teo ny heviny ka niaiky daholo ny olona fa marina ny nolazainy
12 Borahina, aseho tsy misy afenina: Velaro izay ao am-ponao fa aza misalasala [1.1]
Explications en anglais  13 to be spread out, to be unrolled [1.7]
Explications en français  14 qu'on déploie, qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Novelariny tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) [1.3]
15 qu'on déplie, déroule, étend [1.8]
Exemples  16  Dia novelariny ny tsihy, dia hoy Rangahy: [2.293#20]
17  velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [2.472#53]
Synonymes  18 avelatra
Combinaisons  19  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot velarina

Anagrammes  20 lavareny, 21 vary lena, velarina

Mis à jour le 2026/04/22