| Entrée | 1 vizaka |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
9 Sasatra amin' ny tsy fihetsehana eo amin' ny toerana iray, amin' ny fomba fipetraka iray tsy miova, amin' ny fihetsehana iray tsy miova
10 Reraka, osa [1.1] |
| Explications en anglais |
11 tired; weary or cramped from holding one position
[1.7] |
| Explications en français |
12 Fatigué de la même position, de regarder, fatigué du même mouvement, tombant de lassitude
[1.3] 13 las, fatigué [1.8] |
| Exemples |
14 Efa vizaka hianao ry Idada fa aoka hampiako.
[2.332#8]
15 Ireto tongony efatra anefa, hoy izy, dia fingotra bontolo be daholo tsy mataho-batokely akory, sady tsy mba mety vizaka. [1.281] |
| Synonymes | 16 vizana |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 kivaza, 19 vazika, vizaka |
| Mis à jour le 2026/07/17 |
|