|
|
|
|

Entrée 1  voadika
Radical  2 dika
Partie du discours  3  participe passé
Morphologie 
4  Passé :
Explications en anglais  5 overstepped, crossed; translated, as words from one language into another [1.2]
Explications en français  6 franchi, transgressé, traduit, transcrit [1.3#103]
Exemples  7  Na aiza na aiza hamakiana ireo andalana ireo -na dia voadika amin' ny fitenim-pire-nena hafa aza - dia ho fantatra avy hatrany fa " ma/ [2.313#]
8  izay voadika amin' ny tenim-pirenena maro, " koa nahoana, hoy ihany ny mpanoratra, no tsy mba hahazo izany amin' ny tenin-drazany ny mpamaky malagasy? [2.528#]
Synonymes  9 dinika

Anagrammes  10 kavodia, voadika, 11 voakady

Mis à jour le 2026/04/22