|
|
|
|

Entrée 1  voaomana
Radical  2 omana
Partie du discours  3  participe passé
Morphologie 
4  Passé :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en anglais  5 decorated, dressed, made ready [1.2]
Explications en français  6 orné, arrangé, préparé [1.3]
Exemples  7  Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha. [2.4#22]
8  Ny soavaly voaomana hiady [2.996]

Anagrammes  9 amovoana, voaomana

Mis à jour le 2026/04/20