| Entrée | 1 voaporofo |
| Radical | 2 porofo |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Exemples |
5 Tsy voaporofoko mandrakizao moa io, satria tsy nanan-kevitra hanontany an' i Vola momba izany aho taty aoriana.
[2.4#12]
6 Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina? [4.27] 7 Tsy azo nampisehoana izany moa ny mpampiasa voaporofo fa mampidi-doza izany ka ny olon-kafa nahazoana nanao no nanaovana, dia ny tena samy tena. [2.472#182] |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|