|
|
|
|

Entrée 1  voarohirohy
Radical  2 rohirohy
Partie du discours  3  participe passé
Morphologie 
4  Passé :
Exemples  5  Taorian' izay dia noafahana noho ny fisalasalana avokoa ny ankamaroan' izay voarohirohy ho nanao trafika. [4.27#2012/05/24]
6  Heverina ho tsy manan-tsiny ny voampanga sy voarohirohy rehetra mandra-pisian' ny didim- pitsarana raikitra manameloka azy. [1.320#]
7  Nahoraka omaly tontolo ary tena naresaka ny akom-baovao momba ireo minisitra telo voalazana fa voarohirohy amin’ny fanodinkodinam-bolam-panjakana tamin’ny fotoana nisahanan’izy ireny ny fahefam-panjakana. [4.11]

Mis à jour le 2026/04/20