|
|
|
|

Entrée 1  voasoratra
Radical  2 soratra
Partie du discours  3  participe passé
Morphologie 
4  Passé :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  5 écrit, dessiné, marqué, peint [1.3#632]
Exemples  6  fa izao no voasoratry ny mpaminany [2.996#47.2.5]
7  Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. [2.117#89]
8  Vakio kely hoe ny sasany amin' izay voasoratra. [2.528#81]
9  Izay sekoly tsy voasoratra dia tsy isaina ho sekoly. [2.113#64]
10  Izay voasorany dia tsy ilaina ho tovontovonan-teny [1.436]
11  Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany [2.356#166]
Synonymes  12 sinoratra

Mis à jour le 2026/04/22