|
|
|
|

Entrée 1  voatana
Radical  2 tana
Partie du discours  3  participe passé
Morphologie 
4  Passé :
Explications en malgache  [1.1#917]
Explications en anglais  5 held, grasped, grappled [1.2#613]
Explications en français  6 retenu, saisi, gardé, arrêté [1.3#664]
Exemples  7  Am-pihin-drafy : toy ny voatanan' ny rafy, izany hoe voageja mafy [2.285#59]
8  Indrindra koa, fa olona avy any Ambositra isika, ary avy any Ambositra daholo no ankabeazan' ny voatana. [2.324]
9  Tsy misy hevitra mazava momba izany, hevitr' olona voatanako izany; mainka moa fa izany hoe hevitro izany. [2.4#20]
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 atavano, 12 atavona, 13 atovana, 14 avotana, 15 vatoana, voatana

Mis à jour le 2026/04/21