|
|
|
|

Entrée 1  voazara
Radical  2 zara
Partie du discours  3  participe passé
Morphologie 
4  Passé :
Explications en français  5 partagé [1.3#868]
Exemples  6  Na izany aza anefa, tsaroako ihany fa ni'sy totokiho sy don-damosina voazarako teny ho eny. [2.4#30]
7  Ary nony efa voazara ny hena, dia hoy izy: [2.293#23]
Synonymes  8 zinara
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22