|
|
|
|

Entrée 1  volena
Radical  2 voly
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) [1.1]
Vocabulaire  9  Economie: agriculture
Combinaisons  10  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot volena

Anagrammes  11 levona, 12 velona, volena

Mis à jour le 2026/02/04