| Entrée | 1 vonoina |
| Radical | 2 vono |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako?
9 Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy 10 Tsofina: Vonoy ny jiro 11 Foanana: Efa novonoina ity lalana ity 12 Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga 13 Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna [1.1] |
| Explications en anglais |
14 to be killed; to be beaten; to be put out (of a fire)
[1.7] |
| Explications en français |
15 qu'on tue; qu'on bat, (feu) qu'on éteint
[1.8] |
| Exemples |
16 Nony vita ny kabary dia vonoina ny omby.
[1.437#]
17 vonoina tapahin-tenda ao am-pototr' ilay hazo ny akoho. [2.245#] 18 koanefa izay azo nivavaka tamin'izany andro izany, dia vonoina ho faty. [2.59#] |
| Combinaisons | 19 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vonoina |
| Proverbes | 20 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 21 Textes citant ce mot |
| Anagrammes | 22 anonovy, 23 anovony, vonoina |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|