|
|
|
|

Entrée 1  vorika
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  19 Mosavy mahafaty [1.1]
Explications en français  20 [Sakalava] Sortilège réputé mortel [1.196]
Exemples  21  Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako. [2.4#98]
22  Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69#171]
Vocabulaire  23  Croyances
Combinaisons  24  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot vorika

Anagrammes  25 kovary, 26 variko, 27 viroka, vorika

Mis à jour le 2026/04/20