|
|
|
|

Entrée 1  votsa
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  6 [Bara] miadam-panao zavatra [1.78]
7 [vôtsa] [Bezanozano] milasilasy, miadana [1.78]
8 Tsy kinga, mitaredretra, mitavozavoza: Votsa loatra ity mpiasa ity
9 Tsy mahay, osa: Mbola votsa ity zaza ity ka tokony hampianarina manokana
10 Miadana: Votsa fandeha [1.1]
Explications en anglais  11 clumsy, clownish [1.7]
Explications en français  12 lent, lourd [1.3, 1.8]
13 lambin [1.3]
14 malhabile, maladroit [1.8]
Exemples  15  Inatana, nirahin dRaketaka handrindrina ny varavarana any ambony indrindra, ka tsy nandeha foana teo izy, satria olona votsa votsa tena izy; [2.59#203]
Synonymes  16 votsavotsa
Combinaisons  17  5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot votsa
Proverbes  18  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22