|
|
|
|

Entrée 1  zafikely
Mots élémentaires  2 zafy, 3 kely
Partie du discours  4  nom
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :
Explications en français  7 petit-fils, petite-fille, petits-enfants [1.5]
Exemples  8  Efa tsy ho hitany ihany, hono, izay zafikely avy amin' ny naterany, ka ny zana-badiny efa vonona tahaka ny an-dRasoa izao no hotiaviny. [2.470#96]
9  Hamantatra izay nanjo anay no anton-diany, dia hijery izay fasana nety nandevenana ny zanaka na ny zafikely. [2.356#18]

Mis à jour le 2026/04/20