|
|
|
|

Entrée 1  zairina
Radical  2 zaitra
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko
9 Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay [1.1]
Explications en anglais  10 to be sewed [1.7]
Explications en français  11 qu'on coud [1.8]
Exemples  12  Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [2.472#20]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 rainazy, zairina

Mis à jour le 2026/04/21