|
|
|
|

Entrée 1  zakaina
Radical  2 zaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Leferina: Zakao ny zava-tsarotra fa hisy valiny ihany izany
9 Entina, fehezina, didiana: Niala ilay mpampianatra fa tsy hainy zakaina, hono, ireo mpianatra maditra ireo
10 Karakaraina, iantohana: Nozakain' ny fokonolona daholo ny sekoly tao amin' ny fokontany [1.1]
Explications en anglais  11 to be endured [1.7]
Explications en français  12 qu'on supporte [1.8]

Anagrammes  13 izakana, 14 kaziana, zakaina

Mis à jour le 2026/04/20