|
|
|
|

Entrée 1  zavona
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  11 Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1]
Explications en anglais  12 mist, fog [1.7]
Explications en français  13 brouillard [1.3, 1.8]
14 brume [1.8]
Exemples  15  zavona fotsy no isatrohany matetika. [2.499#25]
16  Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324]
17  Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470#53]
Vocabulaire  18  Météorologie
Combinaisons  19  12 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot zavona
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  21 vazano, zavona

Mis à jour le 2026/04/21