|
|
|
|

Entrée 1  zavozavo
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Explications en malgache  16 Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina [1.1]
Explications en français  17 obscur, trouble, qui n'est pas distinct, qui se dessine vaguement [1.3#870]
Exemples  18  ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka [2.587]
19  Tsy maintsy hilazana ny havana sy ny namana, satria ireo no toy ny zavozavo sy erika [2.346]
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  21 vazovazo, 22 vozavoza, zavozavo

Mis à jour le 2026/04/21