|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  zeny
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  5 Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny) [1.1]
6 botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: bozeny [1.62#1153]
Explications en anglais  7 dwarfish [1.7]
Explications en français  8 rabougri [1.3#871, 1.8, 1.5#347]
9 nain; chétif [1.3#871]
Exemples  10  Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150#174]
11  izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996]

Entrée (2/2) 12  zeny
Partie du discours  13  nom
Explications en anglais  14 dwarf [1.7]
Explications en français  15 nain [1.8, 1.5#347]

Mis à jour le 2026/04/20