<-
->

2Tt / 2Tan 35:11 And they killed the passover, and the priests sprinkled the blood from their hands, and the Levites flayed them. Dia novonoin' ny olona ny Paska, ary natopin' ny mpisorona ny rà teny an-tànany, dia vao nohodiran' ny Levita kosa. Novonoin' ny Levita ny Paka, ary ny mpisorona nandray ny ra avy any an-tanan' ireo sy nandraraka azy, ary ny Levita kosa tamin' izay dia nanoditra ny sorona. Ils immolèrent la Pâque; les prêtres répandirent le sang qu' ils recevaient des mains des lévites, et les lévites dépecèrent les victimes.