<-
->

Ezr / Esd 1:11 All the vessels of gold and of silver were five thousand and four hundred. All these did Sheshbazzar bring up with them of the captivity that were brought up from Babylon unto Jerusalem. efa-jato amby dimy arivo no isan' ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin' i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin' ny babo izay niverina avy tany Babylona. Efa-jato sy dimy arivo no tontalin' ny fanaka volamena sy volafotsy. Dia nentin' i Sasabasara avokoa ireo, nony niverina avy any Babilona ho any Jerosalema ireo voasesi-tany. Total des ustensiles d' or et d' argent : 5.400. Tout cela, Sheshbaççar le rapporta, quand on fit remonter les exilés de Babylone à Jérusalem.