<- -> |
[King James Bible] Book of Ezra |
[Baiboly 1865] Ezra |
[Baiboly Katolika] Esdrasa |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esdras |
|||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||
Ezr / Esd 8:29 | Watch ye, and keep them, until ye weigh them before the chief of the priests and the |
Koa miambena ianareo, ka tandremo ireny mandra-pandanianareo azy indray eo anatrehan' ny lohan' ny mpisorona sy ny Levita ary ny lohan' ny fianakaviana amin' ny Isiraely any Jerosalema, dia amin' ny efi-trano ao an-tranon' i Jehovah. | Koa ambeno amim-pitandremana ireo, mandra-pandanjanareo azy eo anatrehan' ny lohan' ny mpisorona sy ny levita, sy eo anatrehan' ny loham-pianakavian' Israely, any Jerosalema, amin' ny efi-trano eo an-tranon' ny Tompo. | Veillez-y et gardez-les jusqu'à ce que vous puissiez les peser devant les chefs des prêtres et des lévites et les chefs de familles d' |