<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 5:3 | Ny taranak' i Esao tao Idomea amin' ny tanin' ny Akrabatana aloha, no niadin' i Jodasa fa namely ny zanak' Israely; nataony resy dia resy tokoa ireo, ka naetriny sy nangalany babo. |