<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 5:65 | Nanaraka izany, niainga indray Jodasa mbamin' ireo rahalahiny, hiady amin' ny taranak' i Esao, eo amin' ny tany atsimo; azony Hebrona mbamin' ny tanàna momba azy, noravany ny mandany, nodorany ny tilikambo teo amin' ny manda manodidina azy. |