<-
->

1M 7:25 Nony hitan' i Alsima fa tonga nahery Jodasa sy ny namanay, ka tsy hahaleo an' ireo izy, dia niverina ho any amin' ny mpanjaka izy, sady niampanga azy ireo ho nanao ratsy lozan-tany. Lorsqu' il vit que Judas et ses partisans étaient devenus plus forts et qu' il se reconnut impuissant à leur résister, Alkime retourna chez le roi et les accusa des pires méfaits.