<-
->

Dan / Da 14:23 Ka hoy ny mpanjaka tamin' i Daniely: Hataonao hoe varahana koa va io? Jereo fa velona izy, mihinana sy misotro izy. Koa amin' izao tsy ho azonao lazaina fa tsy andriamanitra velona izy io.