<-
->

Dan / Da 14:42 Tamin' izay ny mpanjaka nanao hoe: Aoka ny mponina rehetra eran' ny tany rehetra hatahotra ny Andriamanitr' i Daniely; fa izy no Mpamonjy, izy no manao famantarana amam-pahagagana eto ambonin' ny tany; izy no nanafaka an' i Daniely tao an-davaky ny liona.