<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 2:26 | The king answered and said to |
Ny mpanjaka namaly ka nilaza tamin' i Daniela, izay atao hoe koa Beltesazara, hoe: Moa mahay manambara amiko ny nofy izay hitako mbamin' ny heviny va ianao? | Niteny ny mpanjaka, ka nanao tamin' i Daniely, izay atao hoe Baltasara, hoe: Hainao ambara amiko va ny nofy nonofisiko mbamin' ny heviny? | Le roi dit à |