<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 5:3 | Then they brought the golden vessels that were taken out of the temple of the house of |
Dia nentiny ny fanaka volamena izay nalaina avy teo amin' ny tempolin' ny tranon' Andriamanitra tany Jerosalema, ary ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsainy sy ny vadiny mbamin' ny vaditsindranony nisotro taminy. | Nony nentina ny kapoaka volamena nalaina teny an-tempolin' ny tranon' Andriamanitra, izay ao Jerosalema, dia nisotro tamin' izany ny mpanjaka, ny tompo-menakely, ny vadiny mbamin' ny vadintsindranony. | On apporta donc les vases d' or et d' argent pris au sanctuaire du Temple de |