<-
->

Dan / Da 6:4 Then the presidents and princes sought to find occasion against Daniel concerning the kingdom; but they could find none occasion nor fault; forasmuch as he was faithful, neither was there any error or fault found in him. Izany Daniela izany dia nihoatra noho ny komandy lehibe sy ny solo-mpanjaka namany, fa nanam-panahy hendry izy; ary ny mpanjaka nikasa hanandratra azy ho lehibe amin' ny fanjakana rehetra. Nihoatra noho ny mpanao raharaham-panjakana ambony sy ny solom-panjaka rehetra anefa Daniely, fa nisy fanahy ambony tao aminy, ka nihevitra ny hanendry azy ho mpanapaka ny fanjakana manontolo ny mpanjaka. Ce même Daniel l' emportait si bien sur les chefs et les satrapes parce qu' il avait en lui un esprit extraordinaire, que le roi se proposait de le placer à la tête du royaume tout entier.