<-
->

Dan / Da 6:6 Then these presidents and princes assembled together to the king, and said thus unto him, King Darius, live for ever. Dia hoy ireo lehilahy ireo: Tsy ho hitantsika izay hiampangantsika io Daniela io raha tsy ny amin' ny lalan' Andriamaniny no misy hitantsika hiampangana azy. Dia hoy ireo olona hoe: Tsy hahita izay hiampangana an' io Daniely io akory isika raha tsy amin' ny alalan' ny Andriamaniny no hahitantsika zavatra hiampangana azy. Ces hommes se dirent donc : "Faute d' affaire au préjudice de ce Daniel, trouvons-en une contre lui à propos de la religion de son Dieu."