<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 7:1 | In the first year of |
Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Belsazara, mpanjakan' i Babylona, dia nanonofy Daniela sady nahita fahitana tao am-pandriany, ary nosoratany ny nofy, ka nambarany ny fotopototry ny teny. | Tamin' ny taona voalohany nanjakan' i Baltasara, mpanjakan' i Babilona, nanonofy sy nahita fahitana tao an-tsainy Daniely, nony tao am-pandriany izy. Dia nosoratany tatý aoriana ny nofy, notantarainy ny fotopototry ny zavatra. | En l' an un de |