<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 8:1 | In the third year of the reign of king |
Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Belsazara mpanjaka dia nisy fahitana niseho tamiko, izaho Daniela, taorian' ilay niseho tamiko tamin' ny voalohany. | Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Baltasara mpanjaka, nisy fahitana niseho tamiko izaho Daniely, taorian' ilay niseho tamiko taloha. | En l' an trois du règne du roi |