<-
->

Amo / Am 9:3 And though they hide themselves in the top of Carmel, I will search and take them out thence; and though they be hid from my sight in the bottom of the sea, thence will I command the serpent, and he shall bite them: Ary na dia miery any an-tampon' i Karmela aza izy, dia any no hitadiavako sy hangalako azy; Ary na dia manafin-tena any ambanin' ny ranomasina aza izy, mba tsy ho hitan' ny masoko, dia any no handidiako ny menarana, ka hanaikitra azy. Raha miery any an-tampon' i Karmela izy, hotadiaviko any, sy halaiko ihany; ary raha miafina ny masoko any anaty ranomasina izy, hodidiako hanaikitra any ny bibilava. s' ils se cachent au sommet du Carmel, là j' irai les chercher et les prendre; s' ils se dérobent à mes yeux au fond de la mer, là je commanderai au Serpent de les mordre;