<-
->

Amo / Am 7:1 Thus hath the Lord GOD shewed unto me; and, behold, he formed grasshoppers in the beginning of the shooting up of the latter growth; and, lo, it was the latter growth after the king' s mowings. Izao no nasehon' i Jehovah Tompo tamiko: Indro, nanao ny valala tamin' ny voalohan' ny nitsimohan' ny kolokolon' ahitra Izy; ary, indro, kolokolon' izay nojinjana ho an' ny mpanjaka izany. Izao no nasehon' ny Tompo Iaveh tamiko, dia indro izy fa namorona valala, tamin' ny fotoana vao itsimohan' ny kolokolo, dia ny kolokolo avy nijinjana ho an' ny mpanjaka. Voici ce que me fit voir le Seigneur Yahvé : C'était une éclosion de sauterelles, au temps où le regain commence à monter, de sauterelles adultes, après la coupe du roi.
Amo / Am 7:2 And it came to pass, that when they had made an end of eating the grass of the land, then I said, O Lord GOD, forgive, I beseech thee: by whom shall Jacob arise? for he is small. Ary nony efa laniny avokoa ny zava-maniry amin' ny tany, dia hoy izaho: Jehovah Tompo, mifona aminao aho mamelà heloka! Hataon' i Jakoba ahoana no fahajanona? Fa kely izy. Nony tapitra lanin' ireny avokoa ny ahitra amin' ny tany, dia hoy aho: Ry Tompo Iaveh ô, mba mamelà heloka! Ahoana no haharetan' i Jakoba? fa kely izy. Et comme elles achevaient de dévorer l' herbe du pays, je dis : " Seigneur Yahvé, pardonne, je t' en prie ! Comment Jacob tiendra-t-il ? Il est si petit ! "
Amo / Am 7:3 The Lord repented for this: It shall not be, saith the Lord. Nanenenan' i Jehovah izany; Tsy hisy izany, hoy Jehovah. Ary nanenina amin' izay Iaveh. Tsy hisy izany, hoy Iaveh. Yahvé en eut du repentir : " Cela ne sera pas ", dit Yahvé.
Amo / Am 7:4 Thus hath the Lord GOD shewed unto me: and, behold, the Lord GOD called to contend by fire, and it devoured the great deep, and did eat up a part. Izao no nasehon' i Jehovah Tompo tamiko: Indro, Jehovah Tompo miantso hifandahatra hamely amin' ny afo, ka nandevona ny lalina lehibe sy nila handany ny zara-lova izany. Izao no nasehon' ny Tompo Iaveh tamiko: dia indro tonga Iaveh hanasazy amn' ny afo, dia nandevona ny hantsana lehibe ny afo, sy nandevona ny anjara-lovan' ny Tompo. Voici ce que me fit voir le Seigneur Yahvé : Le Seigneur Yahvé appelait le feu pour châtier : celui-ci dévora le grand Abîme, puis il dévora la campagne.
Amo / Am 7:5 Then said I, O Lord GOD, cease, I beseech thee: by whom shall Jacob arise? for he is small. Dia hoy izaho: Jehovah Tompo, Mifona aminao aho, mitsahara! Hataon' i Jakoba ahoana no fahajanona? Fa kely izy. Ka hoy aho: Mba mitsahara, ry Tompo Iaveh ô! Ahoana no haharetan' i Jakoba? fa kely izy. Je dis : " Seigneur Yahvé, cesse, je t' en prie ! Comment Jacob tiendra-t-il ? Il est si petit ! "
Amo / Am 7:6 The Lord repented for this: This also shall not be, saith the Lord GOD. Nanenenan' i Jehovah izany; Tsy hisy izany, hoy Jehovah Tompo. Nanenina Iaveh. Tsy hisy izany koa, hoy ny Tompo Iaveh. Yahvé en eut du repentir : " Cela non plus ne sera pas ", dit le Seigneur Yahvé.
Amo / Am 7:7 Thus he shewed me: and, behold, the Lord stood upon a wall made by a plumbline, with a plumbline in his hand. Izao no nasehony ahy: Indro, ny Tompo nitsangana teo ambonin' ny manda natao amin' ny pilao, sady nisy pilao teny an-tànany. Izao no nasehon' ny Tompo tamiko: dia indro fa nitsangana teo ambonin' ny rindrina mijoro ny Tompo ary nisy kofehy pilao teny an-tanany. Voici ce qu' il me fit voir : Le Seigneur se tenait près d' un mur, un fil à plomb dans la main.
Amo / Am 7:8 And the Lord said unto me, Amos, what seest thou? And I said, A plumbline. Then said the Lord, Behold, I will set a plumbline in the midst of my people Israel: I will not again pass by them any more: Dia hoy Jehovah tamiko: Inona no hitanao, ry Amosa? Ary hoy izaho: Pilao. Dia hoy ny Tompo: Indro, hanisy pilao eo amin' ny Isiraely oloko Aho, fa tsy handefitra aminy intsony; Hoy Iaveh tamiko: Inona no hitanao ry Amosy? Ka namaly aho hoe: Kofehy pilao. Dia hoy ny Tompo: Indro aho manisy ny kofehy pilao, eo amin' Israely vahoakako; fa tsy hamela ny helony intsony. Yahvé me dit : " Que vois-tu, Amos ? " Je dis : " Un fil à plomb. " Le Seigneur dit : " Voici que je vais mettre un fil à plomb au milieu de mon peuple, Israël, désormais je ne lui pardonnerai plus.
Amo / Am 7:9 And the high places of Isaac shall be desolate, and the sanctuaries of Israel shall be laid waste; and I will rise against the house of Jeroboam with the sword. Dia ho foana ny fitoerana avon' Isaka, ary ho rava ny fitoera-masin' Isiraely; Ary hitsangana Aho ka hamely sabatra ny taranak' i Jeroboama. Ny fitoerana avon' Isaaka ho foanana; ny fitoera-masin' Israely horavana; ary hitsangana hamely ny taranak' i Jeroboama amin' ny sabatra aho. Les hauts lieux d' Isaac seront dévastés, les sanctuaires d' Israël détruits, et je me lèverai contre la maison de Jéroboam avec l'épée.
Amo / Am 7:10 Then Amaziah the priest of Bethel sent to Jeroboam king of Israel, saying, Amos hath conspired against thee in the midst of the house of Israel: the land is not able to bear all his words. Dia naniraka tany amin' i Jeroboama, mpanjakan' ny Isiraely, Amazia, ilay mpisorona tao Betela, nanao hoe: Amosa efa nanao tetika hikomy aminao teo amin' ny taranak' Isiraely, ary tsy zakan' ny tany ny teniny rehetra, Ary Amasiasa, mpisorona ao Betela, naniraka hilaza amin' i Jeroboama, mpanjakan' Israely hoe: Mitetika ny hikomy aminao eo amin' ny taranak' Israely Amosy; tsy zakan' ny tany intsony ny teniny rehetra. Alors Amasias, le prêtre de Béthel, envoya dire à Jéroboam, roi d' Israël : " Amos conspire contre toi, au sein de la maison d' Israël; le pays ne peut tolérer ses discours.
Amo / Am 7:11 For thus Amos saith, Jeroboam shall die by the sword, and Israel shall surely be led away captive out of their own land. satria hoy Amosa: Ho fatin-tsabatra Jeroboama, ary hobaboina hiala amin' ny taniny tokoa ny Isiraely. Satria izao no tenin' i Amosy: Jeroboama ho fatin' ny sabatra; ary Israely hoentin-ko babo hiala amin' ny taniny. Car ainsi parle Amos : "Jéroboam périra par l'épée et Israël sera déporté loin de sa terre". "
Amo / Am 7:12 Also Amaziah said unto Amos, O thou seer, go, flee thee away into the land of Judah, and there eat bread, and prophesy there: Ary hoy Amazia tamin' i Amosa: Ry mpahita! andeha mandositra mankany amin' ny tanin' ny Joda ianao, ka mihinàna hanina any, ary maminania any; Dia hoy Amasiasa tamin' i Amosy: Ry mpahita ô, mandehana mandositra any amin' ny tanin' i Jodà, ka any hianao no mihinàna hanina; any hianao no maminania. Et Amasias dit à Amos : " Voyant, va-t-en; fuis au pays de Juda; mange ton pain là-bas, et là-bas prophétise.
Amo / Am 7:13 But prophesy not again any more at Bethel: for it is the king' s chapel, and it is the king' s court. fa aza maminany eto Betela intsony; fa fitoera-masin' ny mpanjaka sy tranom-panjakana ity. Fa aza maminany atý Betela intsony, satria fitoera-masin' ny mpanjaka ny atý, ary tranom-panjakana. Mais à Béthel, cesse désormais de prophétiser, car c' est un sanctuaire royal, un temple du royaume. "
Amo / Am 7:14 Then answered Amos, and said to Amaziah, I was no prophet, neither was I a prophet' s son; but I was an herdman, and a gatherer of sycomore fruit: Dia namaly Amosa ka nanao tamin' i Amazia hoe: Tsy mba mpaminany aho, na zanaka ny mpaminany; fa mpiandry ondry sy mpioty aviavy ihany aho, Izao no navalin' i Amosy an' i Amasiasa: Tsy mba mpaminany aho na zanaky ny mpaminany; fa mpiandry omby sy mpamboly aviavy. Amos répondit et dit à Amasias : " Je ne suis pas prophète, je ne suis pas frère prophète; je suis bouvier et pinceur de sycomores.
Amo / Am 7:15 And the Lord took me as I followed the flock, and the Lord said unto me, Go, prophesy unto my people Israel. saingy nalain' i Jehovah tany ampiandrasana ondry ka nataony hoe: Mandehana, ka maminania amin' ny Isiraely oloko. Ary nalain' ny Tompo tany aorian' ny biby fiompy aho, dia nataon' ny Tompo tamiko hoe: Mandehana hianao, maminany any amin' Israely vahoakako. Mais Yahvé m' a pris de derrière le troupeau et Yahvé m' a dit : "Va, prophétise à mon peuple Israël. "
Amo / Am 7:16 Now therefore hear thou the word of the Lord: Thou sayest, Prophesy not against Israel, and drop not thy word against the house of Isaac. Ka mba henoy ny tenin' i Jehovah: Hianao manao hoe: Aza maminany ny hamelezana ny Isiraely, ary aza milaza ny hamelezana ny taranak' Isaka; Koa ankehitriny, mihainoa ny tenin' ny Tompo hianao: Hoy hianao hoe; Aza maminany ny hamelezana an' Israely; ary aza miteny ny hamelezana ny taranak' Isaaka!... Et maintenant, écoute la parole de Yahvé : Tu dis : "Tu ne prophétiseras pas contre Israël, tu ne vaticineras pas contre la maison d' Isaac. "
Amo / Am 7:17 Therefore thus saith the Lord; Thy wife shall be an harlot in the city, and thy sons and thy daughters shall fall by the sword, and thy land shall be divided by line; and thou shalt die in a polluted land: and Israel shall surely go into captivity forth of his land. Koa izao no lazain' i Jehovah: Ny vadinao hijangajanga ao an-tanàna, ary ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy ho lavon-tsabatra, Ary ny taninao hozaraina amin' ny famolaina; Ary ny tenanao ho faty any amin' ny tany maloto; Ary ny Isiraely hobaboina hiala amin' ny taniny tokoa. Koa izao no lazain' ny Tompo: Ny vadinao hovetavetaina ao an-tanàna; ny zanakao lahy aman-janakao vavy, ho lavon-tsabatra; ny taninao, hozaraina amin' ny famolaina, ary hianao ho faty eo amin' ny tany maloto; ary Israely hoentin-ko babo hiala amin' ny taniny. C' est pourquoi, ainsi parle Yahvé : "Ta femme se prostituera dans la ville, tes fils et tes filles tomberont sous l'épée, ta terre sera partagée au cordeau, et toi, tu mourras sur une terre impure, et Israël sera déporté loin de sa terre".

<-
->