<-
->

Zak / Za 10:10 I will bring them again also out of the land of Egypt, and gather them out of Assyria; and I will bring them into the land of Gilead and Lebanon; and place shall not be found for them. Dia hampody azy avy any amin' ny tany Egypta Aho sy hanangona azy avy any Asyria; Ary ho any amin' ny tany- Gileada sy Libanona no hitondrako azy, Ka tsy ho omby azy izany Hampodiko avy any amin' ny tany Ejipta izy ireo, sy hangoniko avy any Asiria, dia hoentiko ho ao amin' ny tany Galaada sy Libàna ka tsy ho omby azy ny tany. Je les ramènerai de la terre d'Égypte et d' Assur je les rassemblerai; dans la terre de Galaad et du Liban je les ferai entrer et cela ne leur suffira pas.