<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 1:7 | Turn you, and take your journey, and go to the mount of the |
mihodìna ianareo, dia mandehana ka mankanesa any amin' ny tany havoan' ny Amorita sy any amin' izay rehetra ao akaikiny, dia any amin' ny tani-hay sy ny tany havoana sy ny tany lemaka amoron-tsiraka sy ny tany atsimo sy ny amoron' ny ranomasina, dia any amin' ny tanin' ny Kananita sy any Libanona ka hatrany amin' ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata. | ka mihodìna dia miaingà; mandehàna mankany amin' ny tendrombohitry ny Amoreana sy any amin' ny manodidina azy rehetra, any amin' i Arabaha, any amin' ny Tendrombohitra, any amin' i Sefelà, any amin' i Negeba, any amoron' ny ranomasina, any amin' ny tanin' ny Kanaeana ary any Libàna, hatrany amin' ny ony lehibe dia ny ony Eofrata. | Allez-vous-en, partez, et allez à la montagne des |