<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 29:1 | These are the words of the covenant, which the |
Dia niantso ny Isiraely rehetra Mosesy ka nanao taminy hoe: Hianareo efa nahita izay rehetra nataon' i Jehovah teo imasonareo tany amin' ny tany Egypta tamin' i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra, | Niantso an' Israely rehetra Moizy, dia nilaza taminy hoe: Efa hitanareo izay nataon' ny Tompo teo imasonareo, tany amin' ny tany Ejipta, tamin' i Faraona sy ny mpanompony rehetra ary ny taniny rehetra, |