<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 3:21 | And I commanded |
Dia nandidy an' i Josoa aho tamin' izany andro izany ka nanao hoe: Ny masonao efa nahita izay rehetra nataon' i Jehovah Andriamanitrareo tamin' ireo mpanjaka roa lahy ireo; dia toy izany no hataon' i Jehovah amin' ny fanjakana rehetra izay halehanao. | Nanome didy an' i Josoe koa aho tamin' izany andro izany nanao hoe: masonao no nahita izay rehetra nataon' ny Tompo Andriamanitrareo tamin' ireo mpanjaka roa lahy ireo. Toy izany koa no hataon' ny Tompo amin' ny fanjakana rehetra halehanao hiadiana. | Je donnai alors cet ordre à |