<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 34:9 | And |
Ary Josoa, zanak' i Nona, dia feno ny fanahim-pahendrena, fa efa nametrahan' i Mosesy tanana izy; dia nihaino azy ny Zanak' Isiraely ka nanao araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. | Ary Josoe, zanak' i Nòna, dia feno ny fanahim-pahendrena, fa efa nametrahan' i Moizy tànana izy, ka nanoa azy ny zanak' Israely sy nanao araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. |