Chapitres et versets citant Korinto

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
Asa 18.1 After these things Paul departed from Athens, and came to Corinth; Ary rehefa afaka izany, dia niala tany Atena Paoly ka nankany Korinto. Taorian' izany, dia niala tao Atena Paoly ka nankany Korinta. Après cela, Paul s'éloigna d' Athènes et gagna Corinthe.
...............
Asa 18.8 And Crispus, the chief ruler of the synagogue, believed on the Lord with all his house; and many of the Corinthians hearing believed, and were baptized. Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin' ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa. Ary nino ny Tompo i Krisposa lehiben' ny sinagoga mbamin' ny ankohonany rehetra; ka nisy maro ny tao Korinta no nino sy natao batemy koa, nony efa nihaino an' i Paoly. Crispus, le chef de synagogue, crut au Seigneur avec tous les siens. Beaucoup de Corinthiens qui entendaient Paul embrassaient également la foi et se faisaient baptiser.
...............
Asa 18.18 And Paul after this tarried there yet a good while, and then took his leave of the brethren, and sailed thence into Syria, and with him Priscilla and Aquila; having shorn his head in Cenchrea: for he had a vow. Ary Paoly mbola nitoetra teo andro maromaro ihany, ary rehefa nanao veloma ny rahalahy izy, dia niondrana an-tsambo nankany Syria, ary Prisila sy Akoila niaraka taminy koa; ny volon-dohany nohetezany tany Kenkrea, satria efa nivoady izy. Mbola nitoetra tao Korinta andro maromaro ihany Paoly, vao nanao veloma ny rahalahy, ka niondrana nankany Siria, niaraka tamin' i Prisila sy Akilasy, ary nohetezany tao Senkrea ny volon-dohany, fa nisy voady nataony. Paul resta encore un certain temps à Corinthe, puis il prit congé des frères et s' embarqua pour la Syrie. Priscille et Aquilas l' accompagnaient. Il s'était fait tondre la tête à Cenchrées, à cause d' un voeu qu' il avait fait.
Asa 19.1 And it came to pass, that, while Apollos was at Corinth, Paul having passed through the upper coasts came to Ephesus: and finding certain disciples, Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, dia nahita mpianatra sasany teo izy Raha mbola tany Korinta Apolo, Paoly kosa tonga tany Efezy rahefa nitety ny faritany ambony tany Asia. Nony nahita mpianatra sasany teo izy, Tandis qu' Apollos était à Corinthe, Paul, après avoir traversé le haut-pays, arriva à Éphèse. Il y trouva quelques disciples

  1st Letter to the Corinthians 1 Korintianina Korintiana I 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
1Kr / 1Kor 1.2 Unto the church of God which is at Corinth, to them that are sanctified in Christ Jesus, called to be saints, with all that in every place call upon the name of Jesus Christ our Lord, both their' s and our' s: mamangy ny fiangonan' Andriamanitra any Korinto, dia izay nohamasinina ao amin' i Kristy Jesosy, olona voantso sady masina, mbamin' izay rehetra miantso ny anaran' i Jesosy Kristy Tompontsika eny amin' ny tany rehetra, dia azy sy antsika: mamangy ny Eglizin' Andriamanitra any Korinto, dia ireo mpino nohamasinina ao amin' i Jeso-Kristy, olona voaantso sady masina, mbamin' izay rehetra miantso ny anaran' i Jeso-Kristy Tompontsika, na aiza na aiza misy azy: à l'Église de Dieu établie à Corinthe, à ceux qui ont été sanctifiés dans le Christ Jésus, appelés à être saints avec tous ceux qui en tout lieu invoquent le nom de Jésus Christ, notre Seigneur, le leur et le nôtre ;

  2nd Letter to the Corinthians 2 Korintianina Korintiana II 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
2Kr / 2Kor 1.1 Paul, an apostle of Jesus Christ by the will of God, and Timothy our brother, unto the church of God which is at Corinth, with all the saints which are in all Achaia: Paoly, Apostolin' i Kristy Jesosy noho ny sitrapon' Andriamanitra, ary Timoty rahalahy, mamangy ny fiangonan' Andriamanitra izay any Korinto mbamin' ny olona masina rehetra eran' i Akaia: Paoly Apostolin' i Jeso-Kristy, noho ny sitra-pon' Andriamanitra, sy Timote rahalahy, mamangy ny Eglizin' Andriamanitra izay any Korinto, mbamin' ny olona masina rehetra eran' i Akaia manontolo: Paul, apôtre du Christ Jésus par la volonté de Dieu, et Timothée, le frère, à l'Église de Dieu établie à Corinthe, ainsi qu'à tous les saints qui sont dans l' Achaïe entière ;
...............
2Kr / 2Kor 1.23 Moreover I call God for a record upon my soul, that to spare you I came not as yet unto Corinth. Ary izaho miantso an' Andriamanitra ho vavolombelona ny amin' ny fanahiko, fa ny fialàko nenina aminareo ihany no tsy mbola nankanesako tatý Korinto. Ary mianiana amin' ny fanahiko aho, sy miantso an' Andriamanitra ho vavolombelona fa fitsitsiako anareo no mbola tsy nankanesako aty Korinto indray; Pour moi, j' en prends Dieu à témoin sur mon âme, c' est par ménagement pour vous que je ne suis plus venu à Corinthe.

  2nd Letter to Timothy 2 Timoty Timote II 2ème Épître de Saint Paul à Timothée
...............
2Tm 4.20 Erastus abode at Corinth: but Trophimus have I left at Miletum sick. Erasto nitoetra tany Korinto; fa Trofimo nilaozako tany Mileto, satria narary izy. Nijanona any Korinto i Erasta; ary navelako any Mileto i Trofimo fa narary. Éraste est resté à Corinthe. J' ai laissé Trophime malade à Milet.