Chapitres et versets citant Enakima

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 13.22 And they ascended by the south, and came unto Hebron; where Ahiman, Sheshai, and Talmai, the children of Anak, were. (Now Hebron was built seven years before Zoan in Egypt.) Dia niakatra tao amin' ny tany atsimo izy ka nankany Hebrona; ary teo Ahimana sy Sesay ary Talmay, teraky ny Anakita. (Ary Hebrona dia voaorina fito taona talohan' i Zoana any Egypta.) Niakatra an' i Negeba izy ireo, ka nandroso hatrany Hebrona, izay nisy an' i Akimàna sy Sizaia ary Tolmaia, taranak' i Enàka. Hebrona dia naorina fito taona talohan' i Tanisa any Ejipta. Ils montèrent par le Négeb et parvinrent à Hébron, où se trouvaient Ahimân, Sheshaï et Talmaï, les Anaqim. Hébron avait été fondée sept ans avant Tanis d'Égypte.
...............
Nom / Fan 13.28 Nevertheless the people be strong that dwell in the land, and the cities are walled, and very great: and moreover we saw the children of Anak there. Kanefa kosa mahery ny olona izay monina eo amin' ny tany; ary ny tanàna dia mimanda sady lehibe dia lehibe; ary koa, nahita ny teraky ny Anakita teo izahay. Fa ny vahoaka monina any, mahery; ny tanàna, sady mimanda no lehibe; ny zanak' i Enàka aza, hitanay any koa. Toutefois, le peuple qui l' habite est puissant ; les villes sont fortifiées, très grandes ; nous y avons même vu des descendants d' Anaq.
...............
Nom / Fan 13.33 And there we saw the giants, the sons of Anak, which come of the giants: and we were in our own sight as grasshoppers, and so we were in their sight. ary nahita ny Nefilima teo izahay, dia taranaky ny Anakita avy amin' ny Nefilima; ary teo imasonay dia tahaka ny tsingentana izahay; ary toy izany koa izahay teo imasony. ary hitanay tany koa ny rapeto zanak' i Enàka, taranaky ny rapeto: mova tsy ny valala izahay teo imasony sy teo imasonay. Nous y avons aussi vu des géants les fils d' Anaq, descendance des Géants . Nous nous faisions l' effet de sauterelles, et c' est bien aussi l' effet que nous leur faisions.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.28 Whither shall we go up? our brethren have discouraged our heart, saying, The people is greater and taller than we; the cities are great and walled up to heaven; and moreover we have seen the sons of the Anakims there. Ho aiza no hiakarantsika? Ny rahalahintsika efa nanaketraka ny fontsika tamin' ny nanaovany hoe: Lehibe sy lava noho isika ny olona; ary ny tanàna dia lehibe sady misy mànda manakatra ny lanitra; ary efa hitanay teo koa ny taranaky ny Anakita. Aiza no iakarantsika? Fa efa nahaosa ny fontsika loatra ny nilazan' ny rahalahintsika hoe: Ny firenena ao, dia sady vaventy no lava noho isika, ny tanàna lehibe, ary avo manakatra ny lanitra ny mandany; ary ny taranaky ny Enakima aza efa hitanay tany. Où nous fait-on monter ? Nos frères nous ont découragés en disant : C' est un peuple plus grand et de plus haute stature que nous, les villes sont grandes et leurs remparts montent jusqu' au ciel. Et même nous y avons vu des Anaqim. "
...............
Deo / Dt 2.10 The Emims dwelt therein in times past, a people great, and many, and tall, as the Anakims; Ny Emima nonina tany fahiny, dia firenena lehibe sy maro isa ary olona lava tahaka ny Anakita. Emima, vahoaka lehibe, maro isa sy lava toy ny Enakima, no nonina tany fahiny. Auparavant y demeuraient les Émim, nation grande, nombreuse et de haute stature comme les Anaqim.
Deo / Dt 2.11 Which also were accounted giants, as the Anakims; but the Moabites called them Emims. Ireo koa no natao ho Refaita tany aloha tahaka ny Anakita; fa ny Moabita kosa nanao azy hoe Emima. Izy ireo koa heverina ho Rafaïma toy ny Enakima, nefa Emima no iantsoan' ny Moabita azy. On les considérait comme des Rephaïm, tout comme les Anaqim, mais les Moabites les appellent Émim.
...............
Deo / Dt 2.21 A people great, and many, and tall, as the Anakims; but the Lord destroyed them before them; and they succeeded them, and dwelt in their stead: Firenena lehibe sy maro isa ary olona lava tahaka ny Anakita ireny, nefa naringan' i Jehovah tsy ho eo anoloany izy, ka ny Amonita no nonina nisolo azy, vahoaka lehibe, maro isa sy lava toy ny Enakima. Naringan' ny Tompo ireny teo anoloan' ny Amonita izay nandriaka azy sy nonina nisolo azy; peuple grand, nombreux et de haute stature comme les Anaqim. Yahvé les extermina devant les Ammonites qui les dépossédèrent et s'établirent à leur place,
...............
Deo / Dt 9.2 A people great and tall, the children of the Anakims, whom thou knowest, and of whom thou hast heard say, Who can stand before the children of Anak! dia firenena lehibe sady olona lava, dia taranaky ny Anakita izay fantatrao, sady efa renao ny lazany hoe: Iza no mahajanona eo anoloan' ny taranak' i Anàka? Vahoaka vaventy, lava, taranaky ny Enakima, izay fantatrao sy renao laza hoe: Zovy no hahatohitra ny taranak' i Enàka? C' est un peuple grand et de haute stature que les Anaqim. Tu le connais, tu as entendu dire : " Qui peut tenir tête aux fils d' Anaq ? "

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 11.21 And at that time came Joshua, and cut off the Anakims from the mountains, from Hebron, from Debir, from Anab, and from all the mountains of Judah, and from all the mountains of Israel: Joshua destroyed them utterly with their cities. Dia nandeha tamin' izany andro izany Josoa ka namongotra ny Anakita tany amin' ny tany havoana, dia tany Hebrona sy Debira sy Anaba, ary tany amin' ny tany havoan' i Joda rehetra, ary tany amin' ny tany havoan' Isiraely rehetra: naringan' i Josoa avokoa izy sy ny tanànany. Tamin' izany andro izany ihany koa no nandehanan' i Josoe sy nandringanany ny Enakima tany amin' ny Tendrombohitra, tany Hebrona, tany Dabira ary tany Anaba, tany amin' ny tendrombohitr' i Jodà rehetra sy tany amin' ny tendrombohitr' Israely rehetra. Nataon' i Josoe anatema avokoa ireo mbamin' ny tanànany; En ce temps-là, Josué vint exterminer les Anaqim de la Montagne, d' Hébron, de Debir, de Anab, de toute la montagne de Juda et de toute la montagne d' Israël : il les voua à l' anathème avec leurs villes.
Jos 11.22 There was none of the Anakims left in the land of the children of Israel: only in Gaza, in Gath, and in Ashdod, there remained. Tsy nisy sisa tany amin' ny tanin' ny Zanak' Isiraely ny Anakita; fa tany Gaza sy Gata ary Asdoda ihany no mbola nisy sisa. ka tsy nisy Enakima intsony, teo amin' ny tanin' ny zanak' Israely; fa tany Gazà sy Geta ary Azota no sisa nisy. Il ne resta plus d' Anaqim dans le pays des Israélites, sauf à Gaza, à Gat et à Ashdod.
...............
Jos 14.12 Now therefore give me this mountain, whereof the Lord spake in that day; for thou heardest in that day how the Anakims were there, and that the cities were great and fenced: if so be the Lord will be with me, then I shall be able to drive them out, as the Lord said. Ary ankehitriny omeo ahy iry tendrombohitra iry, izay nolazain' i Jehovah tamin' izany andro izany; fa efa renao tamin' izany andro izany fa nitoetra teo ny Anakita, sady nisy tanàna lehibe mimanda; angamba homba ahy Jehovah, dia haharoaka azy aho, araka izay nolazain' i Jehovah. Koa omeo ahy io tendrombohitra voalazan' ny Tompo tamin' izany andro izany io; ny tenanao no nandre tamin' izany andro izany, fa ny Enakima no ao, mbamin' ny tanàna lehibe sy mimanda. Angamba homba ahy Iaveh ka hahavatra mandroaka azy ireo aho, araka ny tenin' ny Tompo. Il est temps de me donner cette montagne dont Yahvé m' a parlé ce jour-là. Tu as appris en ce jour-là qu' il y avait là des Anaqim et de grandes villes fortifiées; mais si Yahvé est avec moi, je les déposséderai comme Yahvé l' a dit. "
...............
Jos 14.15 And the name of Hebron before was Kirjatharba; which Arba was a great man among the Anakims. And the land had rest from war. Ary tanànan' Arba no anaran' i Hebrona taloha; ilay lehilahy vaventy tamin' ny Anakita izany Arba izany. Dia nandry ny tany ka tsy nisy ady intsony. Kariat-Arbe no anaran' i Hebrona fahiny; Arbe dia lehilahy goavam-be indrindra tamin' ny Enakima. Ary nitsahatra tamin' ny ady ny tany. Autrefois le nom d' Hébron était Qiryat-Arba. Arba était l' homme le plus grand des Anaqim. Et le pays se reposa de la guerre.
...............
Jos 15.14 And Caleb drove thence the three sons of Anak, Sheshai, and Ahiman, and Talmai, the children of Anak. Dia noroahin' i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita, dia Sesay sy Ahimana ary Talmay. Noroahin' i Kaleba hiala tao izy telo lahy, zanak' i Enaka, dia Sesaia, Ahimàna ary Tolmaia taranak' i Enaka. Caleb en déposséda les trois fils d' Anaq : Shéshaï, Ahimân et Talmaï, descendants d' Anaq.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.20 And they gave Hebron unto Caleb, as Moses said: and he expelled thence the three sons of Anak. Ary Hebrona dia nomeny an' i Kaleba, araka izay efa nolazain' i Mosesy, ka noroahin' i Kaleba niala tao izy telo lahy, taranaky ny Anakita. Nomena an' i Kaleba Hebrona araka ny voalazan' i Moizy, ka noroahiny hiala tao ny zanak' i Enàka telo lahy. Comme Moïse l' avait recommandé, on donna Hébron à Caleb, lequel en chassa les trois fils d' Anaq.